Teny iditra | didy foitra | |
Singan-teny | didy ; foitra | |
Sokajin-teny | kambanteny | |
Fanazavàna teny malagasy | Fandidiana, eo am-pahaterahan' ny zaza, an' ilay tady nifandraisany tamin-dreniny nandritra ny mbola naha-tao ankibo azy Famorana, fora, fandidiam-poitra, fanikinan-jaza, hasoavana [1.1] | |
Fanazavàna teny anglisy | The cutting of the navel string of newly-born children; also used in speaking of circumcision when women are present [1.2] | |
Fanazavàna teny frantsay | Circoncision Action de couper le cordon ombilical [1.3] | |
Voambolana | Fahasalamana | |
Tsipelina hafa | didifoitra | |
Fivaditsoratra | didifoitra, didy foitra |
Nohavaozina tamin' ny 2023/06/18 |